|
|
|
|

Entry1  voabanga
Part of speech  2  past participle
Root  3  banga
Explanations in French  4  [1.3#73] édenté, ébréché
Examples  5  [2.996#33.026.010] hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy.
Synonyms  6  binanga

Updated on 2025/07/29