|
|
|
|

Teny iditra1  voahirana
Singan-teny  2 voa, 3 hirana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry any anaty rano izay mamony ny tatamo (Nymphaea stellata) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a kind of water lily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 espèce de nénuphar [1.8]
8 (de voa : fruit ; et hirana : facilement accessible).
9 Nom donné au fruit et à la plante : Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae).
10 Espèce très commune et des eaux peu profondes.
11 Nom et identité cités par Malzac, Decary, Descheemaeker, etc.
12 Les graines étaient rarement consommées (aliment de disette) mais le tubercule était autrefois couramment utilisé comme « aliment secondaire ».
13 Sa consommation répétée pouvait provoquer l'impuissance chez les hommes. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  14  voahirana an-drano maria! [2.5]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 ivahorana, 19 ivorahana, 20 rahoviana, 21 voaharina, voahirana, 22 voarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17