|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voakarakara |
| Fototeny | 2karakara |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré [1.3#312] |
| Ohatra |
6 nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy.
[2.588#]
7 ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita. [2.270#71] 8 Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana. [2.470#36] |
| Tovy hevitra | 9kinarakara |
| Fivaditsoratra | 10 voakarakara, 11 voarakaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|