|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voakolokolo
Fototeny  2 kolokolo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 dont on a pris soin, soigné [1.3]
Ohatra  5  Ny zana-kazo efa voakolokolo mialoha no tsara volena. [2.117]
Kamban-teny rehetra  6 paraky voakolokolo

Teny iditra (2/2)7  voakolokolo
Fototeny  8 kolokolo
Sokajin-teny  9  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  10 appelé par le mot kolokolo qui sert à appeler les dindons [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09