|
|
|
|

Teny iditra1  voambolana
Singan-teny  2 voa, 3 volana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
6 Rakibolana nofintinina [1.1]
7 voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
8 boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
9 lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  10 lexique [1.13]
11 vocabulaire [1.66, 1.67]
Ohatra  12  Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”. [4.27]
13  Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny. [2.508]
Voambolana  14  Haiteny
Mpanahaka  15  voanteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11