Entry | 1 voana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13] 4 [voaña] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Bezanozano, Tanala] [1.78] 5 [voaña] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in French |
6 insecte [1.13] |
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Vocabulary | 8 Zoology: (in general) |
Analogs | 9 voanafandrava, voanamahasoa |
Anagrams | 10 avona, 11 ôvana, ovana, 12 vaona, vaoña, 13 voana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |