|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voangy |
| Fototeny | 2angy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 ornamented, embellished [Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 5 voangy |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 voasary: Voangin'omarare: sad'tso an'na tse men'olo (voasarin'ny marary: ka sady tsy hohanina no tsy omena olona) [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 8 voasary makirana [Taisaka] [1.78] 9 voasary mamy [Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (ce mot paraît venir de voangy : corail, perles rouges ; il devait donc à l'origine désigner plutôt un agrume à fruit orangé plutôt qu'un citron vert). Devenu synonyme d'agrumes, fruits des citrus (Rutaceae). Dubois, Dictionnaire Betsileo, écrit simplement : « gros citron ». [Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: voankazo |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 angovy, angôvy, 14 vaingo, 15 vangio, 16 vangoy, 17 voangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|