|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voanjobory |
| Singan-teny | 2 voanjo, 3 bory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 karazam-boanjo manome voa boribory
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 voandzeia subterranea
[1.13] 7 (de voanjo et bory : ronde). Voandzeia subterranea (L.) DC. (Fabaceae). 8 Nom plus précis donné depuis l'introduction de l'arachide. 9 Il vient de ce que ce fruit n'a généralement qu'une seule graine et est donc plus arrondi que l'arachide. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
10 Izao àry, hoy Raketamalala: nisy nanipy voanjobory, hono, teo am-pandriananareo?
[2.639]
|
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|