|
|
|
|

Teny iditra1  voankanina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mosavy, vorika [Sihanaka] [1.78]
4 Aretina azo tamin' ny hanina nisy mosavy
5 Tsy fahalevonan-kanina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 grande indigestion censée causée par une nourriture ensorcelée [1.54]
Ohatra  7  Ary ny manehitra, mosavy, voankanina: [2.48]
Voambolana  8  Finoana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17