|
|
|
|

Entry1  voarohirohy
Part of speech  2  past participle
Root  3  rohirohy
Morphology 
4  Past :
Examples  5  [4.27#2012/05/24] Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika.
6  [1.320#] Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy.
7  [4.11] Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana.

Updated on 2025/07/29