|
|
|
|

Teny iditra1  voaroihazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana voaroy fihinan' ny landy ny raviny, ka izany no anaovana azy koa hoe "Hazondandy" [1.1]
4 karazan-kazo fihinan'ny bibin-dandy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 mûrier [1.3#841, 1.13]
6 (de voaroy et hazo : arbre ; ou hazondandy : arbre de ver à soie). Noms des mûriers introduits et cultivés pour l'élevage du ver à soie introduit, Bombix mori. Tous appartiennent à l'espèce Morus alba L. (Moraceae).
7 On distingue les variétés à petites feuilles, Morus alba var. indica Bureau (= Morus indica Rumphius), comprenant elles-mêmes des formes à fruit blanc et des formes à fruit noir et les variétés à grandes feuilles, introduites plus récemment : Morus alba var. latifolia (Poir.) Bureau. (= M. multicaulis Perrottet).
8 L'artisanat de la soie très actif aux 18e et 19e Siècles à Madagascar, est actuellement plutôt en régression devant l'importation des textiles étrangers. [Merina] [1.196]
Ohatra  9  Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray hianareo, dia mahazo milaza amin' io voaroihazo io hoe [2.996]
Voambolana  10  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  11 hazondandy, voaroy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17