Entry | 1 voasaratsaraka |
Part of speech | 2 past participle |
Root | 3 saratsaraka |
Examples |
4 [2.356#51] Mazava ny fanonony ny teny, voasaratsaraka ny sylaba ary maha-te-hihaino ny feony 5 [2.996#19.16.14] Ny nantenainy tamin' izany, dia ny hahazo antsika voasaratsaraka mba hanolorany ny fanjakan' ny Persa ho an' ny Masedoniana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |