|
|
|
|

Entry1  voasary
Elementary words  2  voa, 3  sary
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy [1.1]
Explanations in English  6  a lemon [1.7]
Explanations in French  7  orange [1.8]
8  (toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits. [1.196]
Examples  9  halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky. [2.69#80]
10  Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. [2.346]
11  Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? [2.588]
Vocabulary  12  Botany: fruit
Scientific name 
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Quotes  14  Texts mentioning this word

Anagrams  15 sariavo, 16 soaravy, 17 voasary, 18 voasira

Updated on 2025/10/11