Entry | 1 voasasa |
Part of speech | 2 past participle |
Root | 3 sasa |
Explanations in French |
4 [1.3#585] lavé |
Examples |
5 [2.117#13] Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. 6 [2.4#143] Rahefa samy tonga tany an-trano izahay sy Vola ny hariva, dia niara-nivoaka hanatitra ny akanjon-dRasamy efa voasasa sy voapasoky ny mpiasa. |
Synonyms | 7 sinasa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |