|
|
|
|

Entry1  voasoratra
Part of speech  2  past participle
Root  3  soratra
Morphology 
4  Past :
Explanations in Malagasy  5  [1.1]
Explanations in French  6  [1.3#632] écrit, dessiné, marqué, peint
Examples  7  [2.996#47.2.5] fa izao no voasoratry ny mpaminany
8  [2.117#89] Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao.
9  [2.528#81] Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra.
10  [2.113#64] Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly.
11  [1.436] Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny
12  [2.356#166] Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany
Synonyms  13  sinoratra

Updated on 2025/07/29