|
|
|
|

Teny iditra1  voasoritra
Fototeny  2 soritra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 rayé, marqué, séparé par des traits, par des lignes
5 (fortune) qu’on a divisée [1.3#633]
Ohatra  6  Andraikitra voasoritra ny ahy, raikitra eto aho ka tsy afa-miala. [2.643#195]
7  eny, tongotra' mby an-dakana aho, ketsa voasoritra, tandro-boahihy. [2.69#225]
Tovy hevitra  8 sinoritra
Kamban-teny rehetra  9 ketsa voasoritra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09