Entry | 1 voatetika |
Part of speech | 2 past participle |
Root | 3 tetika |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.13] voatapaka madinika |
Explanations in French |
7 [1.3#700] qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré 8 [1.13] coupé en morceaux |
Examples |
9 [2.4#69] Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika. 10 [2.472#41] Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro. |
Synonyms | 11 tinetika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |