|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatevika |
| Fototeny | 2tevika |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu’on a percé, attaché avec une épingle, à quoi l’on a donné quelques points [1.3#704] |
| Ohatra |
6 Ombelahy sakoko-tandroka Ibonia ka sarotra iadiana : an-tendron-tandrony, voatevika;
[2.69]
7 Niarina tampoka toy ny voatevika ity tovolahy nandre ny fitopin' ny feo nanafosafo azy. [2.529] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11tinevika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|