|
|
|
|

Entry (1/2)1  voatototra
Part of speech  2  past participle
Root  3  tototra
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#736] couvert
Examples  6  [2.285#322] misy "marina" betsaka izay voatototra eto an-tany.
7  [2.270#33] Mbola be lavaka, tsy voatototra tamin' izay, ny fiakaran' Ambohimahazo.
Synonyms  8  tinototra, tonototra

Entry (2/2)9  voatotòtra
Part of speech  10  past participle
Root  11  tot
Explanations in French  12  [1.3#736] qu'on a secouĂ©, dĂ©tendu

Anagrams  13  voatototra, voatotòtra

Updated on 2025/08/10