|
|
|
|

Teny iditra1  voavoly
Fototeny  2 voly
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 planté: hazo voavoly (Arbre planté ou transplanté) [1.196]
Ohatra  5  Raha izany no mba voavoly hazo, dia ho toerana mamy loatra. [2.499#38]
6  voavoly hazo fihinam-boa sy anana ny lohasaha sy ny vody tanety. [2.445#53]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12