|
|
|
|

Teny iditra1  voay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 crocodile (an Indonesian word) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 crocodile [1.54]
6 crocodile (mot indonésien) [1.8]
Voambolana  7  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  8 bemiohara, fanantily, mamba, mavotay, ngetry, trimo, vily, voae
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  12 aivo, 13 avoy, 14 ivao, 15 ovay, voay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09