|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voazaitra |
| Fototeny | 2zaitra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 cousu [1.3#866] |
| Ohatra |
5 Nefa dia voazaitra ihany ny lamba.
[2.332#63]
6 Nisy ny akanjo voazaitra, nefa tsy tratran' ny volako ireny [2.4#53] |
| Tovy hevitra | 7zinaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|