|
|
|
|

Teny iditra1  zinaitra
Fototeny  2 zaitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin' ny kofehy: Tsy mba lambo nozinaitro izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 cousu [1.3#866]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voazaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12