Entry | 1 vodiondry |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 vody, ondry |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". |
Explanations in English |
8 [1.7] [vody ondry] the bride price |
Explanations in French |
9 [1.8] [vody ondry] présent donné aux parents de la fiancée |
Examples |
10 [2.293] Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word vodiondry |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |