| Entry (1/3) | 1 vodivona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 voditanety [Bezanozano]
[1.78] 4 Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano [1.1] |
| Explanations in English |
5 the shoulders of a mountain [1.7] |
| Explanations in French |
6 contrefort d'une montagne [1.8] |
| Examples |
7 Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy.
[2.346]
|
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 9 vodivona |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely" [1.1] |
| Explanations in French |
12 fief seigneurial [1.431#14] 13 fief, domaine des seigneurs [1.3#846] 14 domaine d'un seigneur [1.8] |
| Examples |
15 Nomen'Andriambelomasina vodivona izy
[2.508#371]
|
| All compound words | 16 2 combinations of this word |
| Synonyms | 17 menakely |
| Analogs | 18 menabe |
| Entry (3/3) | 19 vodivona |
| Part of speech | 20 adjective |
| Explanations in French |
21 grand, vaste [1.3#846] |
| Updated on 2025/10/11 |
|