|
|
|
|

Teny iditra1  vohaina
Fototeny  2 voha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sokafana: Vohay ny varavarankely
5 Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka
6 Angatahan-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be opened; to have a door opened for one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 vohana
Kamban-teny rehetra  14 varavarana mirindrina mora vohaina

Fivaditsoratra  15 anavohy, 16 anovahy, 17 avaniho, 18 ihavano, 19 ihovàna, 20 ivohana, 21 vaohina, 22 voahina, vohaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09