|
|
|
|

Entry1  vokovoko volamena
Elementary words  2  vokovoko, 3  vola, 4  mena
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Fikambanana famonjena sy fanasoavana antokon' olona: mampirisika hifady zava-pisotro misy alkaola sy mitandrina izay efa vonon-kifady [1.1]
Vocabulary  7  Organizations
Analogs  8  vokovokomanga

Updated on 2025/10/11