|
|
|
|

Entry1  volafolo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  vola, folo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso
Explanations in English  5  [1.2] [vola folo] ten shillings, two and a half dollars.
Examples  6  [2.436#] ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso

Updated on 2025/07/29