|
|
|
|

Entry1  volavita
Part of speech  2  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza
Examples  6  [2.48] ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita
7  [2.298] Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka.
8  [2.472] Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony
Vocabulary  9  Economy: breeding, farming
Proverbs  10  Proverbs containing the word volavita
Tables and plates  11  Cattle Coat Colors
Illustrations 
12 

Anagrams  13  tavivola, volavita

Updated on 2025/08/10