Entry | 1 volena |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 voly |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) |
Vocabulary |
10 Economy: agriculture |
Anagrams | 11 alevon, levona, nalevo, velona, volena |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |