|
|
|
|

Teny iditra1  vonim-boahirana
Singan-teny  2 vony, 3 voahirana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  tsy misy ivoasana amin’ny vonimboahirana [2.895]
6  Ary izy mitondra vonimboahirana atao hoe vony tsy azo n' afo, tohiziny ny tsontsoraka, famantarana ny mpinona; [2.48]
Voambolana  7  Haizavamaniry: voninkazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29