Entry | 1 vononina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 vonona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao vonona, omanina, amboarina mialoha: Vonony ny vatsy fa hanainga isika rahampitso maraina |
Explanations in English |
9 [1.7] to be made ready, to be made available |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on prépare, qu'on rend disponible |
Anagrams | 11 anonovin, nanonovi, navonony, nivonona, novanony, vononina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |