|
|
|
|

Teny iditra1 vonoy
Fototeny  2vono
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vonoina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [1.3]
Ohatra  6 vonoy ny jiro [1.1]
7 vonoy aho raha hovonoinao, hoy I Feno. [2.472]
8 Ary dia miravà body amin' ny lasy hianareo fa sasatra, ary dia vonoy ny ombinareo sy zarao ny varinareo. [2.48]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 ovony, 11 vonoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02