|
|
|
|

Entry (1/3)1  vonto
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony
Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany
Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra
Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy
Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay
Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy
Explanations in English  9  [1.7] swollen; soaked
Explanations in French  10  [1.8] enflé; trempé, imbibé
Examples  11  [2.5#73] Nirotsaka ny ranomasony, dia nafenin' ny tànany roa ny tavany vonto.
12  [2.4#49] Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana.

Entry (2/3)13  vonto
Part of speech  14  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Sihanaka] vay
Explanations in English  17  [1.7] a swelling
Explanations in French  18  [1.8] enflure
Vocabulary  19  Health

Entry (3/3)20  vonto
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22  [1.196] ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture.
Vocabulary  23  Botany

Updated on 2025/08/10