|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vontsira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana laharan-tsikidy iray [1.1]
Mpanahaka  4  sikidy

Teny iditra (2/2)5  vontsira
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazam-biby mitovitovy amin' ny fosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 furet [1.54]
9 galidie élégante (Galidia elegans):
10 salana [4.22]
11 galidie concolore (Salanoia concolor) [4.22]
Voambolana  12  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  13  vontsirafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17