|
|
|
|

Entry1  voro-damba
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  vorotra, lamba
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina
Explanations in English  7  [1.7] rags
Explanations in French  8  [1.3] haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits
figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes
9  [1.8] chiffons
Examples  10  [2.587#] voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso;
11  [2.285#] nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba;
12  [2.332#] Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy.
Proverbs  13  Proverbs containing the word voro-damba

Updated on 2025/08/10