|
|
|
|

Entry1  vorombe sima
Elementary words  2  vorona, 3  be, 4  sima
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" [1.1]
Explanations in French  7  intéressé, égoïste, méchant [1.3]

Updated on 2025/10/11