|
|
|
|

Teny iditra1  voronkahaka
Singan-teny  2 vorona, 3 hahaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 corbeau [1.54]
Ohatra  6  satria tsy mahefa na inona na inona, hoatra ny voronkahaka mihevaheva anelanelan' ny lanitra sy ny tany izy. [2.996#]
Voambolana  7  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11