|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vosobosotra |
| Fototeny | 2 vosotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga:
5 Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! 6 Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a joke, a jest
[1.2#790] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 [duplicatif diminitif]
[1.3#862] |
| Ohatra |
9 Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa
[2.314#]
|
| Tovy hevitra | 10 vosotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|