|
|
|
|

Teny iditra1  vosotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny!
4 Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a joke, a jest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 plaisanterie, raillerie [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  18 vosobosotra
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09