|
|
|
|

Teny iditra1  vosorina
Fototeny  2 vosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vazivazìna, hanihanìna, harabìna:
5 Aza mba izaho no vosorinao eo ! [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17