|
|
|
|

Teny iditra1  votsorana
Fototeny  2 votsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vahana, boràhina: Novotsorany ilay tady tao
5 Afahana amin' ny gadra na ny fanandevozana: Mpigadra maro no novotsorana tamin' ny fetin' ny Fahaleovantena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be released; to be emancipated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on laisse s'échapper, qu'on libère [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 voantsora, votsorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17