|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 votsotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry
4 Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo 5 Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 escaped, freed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 échappé, libéré
[1.8] |
| Ohatra |
8 iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony.
[2.508#465]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 23 votsotra |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 zaza teraka dia maty
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 26 votsotra |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 Action d'effeuiller une branche à la main
[1.196] |
| Ohatra |
29 Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny.
[2.643#36]
|
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|