Examples |
1 | hoy Fatakamana, Zafisoro kely mangamanga, zatra nisaraka tamin' ireo ray aman-dreniny.
[2.499]
|
2 | Eo anelanelan' ny renirano Andranamby ao avaratra, Mananivo ao atsimo, no misy ny Antefasy, miaraka sy mifanila amin' ny Zafisoro sy foko hafa havany atao hoe "Ny Folotoko" sy "Ny Foko Roambinifolo"
[2.508]
|
|