|
|
|
|

Teny iditra1  zafy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy
4 Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2]
6 a grandchild [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 petit-fils, petite-fille [1.54]
8 Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3]
9 petit-enfant [1.8]
Ohatra  10  Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 35 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  zafy, 14 Zifa, Zifà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26