Entry | 1 zahatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao! [1.1] |
Explanations in English |
4 a raft [1.7] |
Explanations in French |
5 radeau [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra.
[2.508]
7 Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona [2.131] 8 Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany. [2.529] |
Vocabulary | 9 Navigation |
Other spellings | 10 zahitra |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |