|
|
|
|

Entry1  zakaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  zaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany
Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo
Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany
Explanations in English  9  [1.7] to be endured
Explanations in French  10  [1.8] qu'on supporte

Anagrams  11  izakana, kaziana, zakaina, zakanay, zanakay

Updated on 2025/07/29