Entry | 1 zanahary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] |
Explanations in English |
4 God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [1.2] 5 a god, a superior being; something great or prodigious Zanahàry: God [1.7] |
Explanations in French |
6 créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse Zanahàry: Dieu [1.8] |
All compound words | 7 7 combinations of this word |
Vocabulary | 8 Religion and Liturgy 9 Beliefs |
Analogs | 10 andriamanitra |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Quotes | 12 Texts mentioning this word |
Anagrams | 13 hazarina, 14 zanahary |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |