|
|
|
|

Teny iditra1  zanakalahy
Singan-teny  2 zanaka, 3 lahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  ny tany hataoko hoatra ny misaona zanakalahy tokana [2.996#]
6  -- Ahoana no andikana amin' teny anglisy ny hoe zanakalahy sy zanakavavy?
-- Son-dahy sy som-bavy, Tompoko!
[2.270#68]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Tohi-kevitra  9 zanakavavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02