|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zanakazo |
| Singan-teny | 2 zanaka, 3 hazo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 (zana-kazo) young plants; the small pieces of wood used in building the sides of the wooden houses called trano kotona. Any long four-sided piece of timber cut from a young tree
6 In the provinces it also means small round poles used in house building, or the round posts in the frame-work of a Sakalava house. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 jeune plante, plant
[1.13] |
| Ohatra |
8 Nizara zanakazo tamin' ny olona ny lehiben' ny ala ary samy namboly ny azy avokoa.
[2.332#]
9 Fa ny mpanao toy ny zanakazo jinjana hariva : raha tsy malazon' ny andro aza, matisasaky ny alina. [1.316#] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|